<?xml version="1.0" encoding="UTF-8"?><song><author>J. Rugelman</author>
<hymn_number>53</hymn_number>
<title>Miposaka ny vonjy FFPM53</title>
<lyrics>[V1]
 Miposaka ny vonjy,
 Endrey ny hafaliana !
 Jesosy no Mpamonjy,
 Andriam-piadanana
 Ilay Zanaky ny Avo
 Dia nidina tatý
 Hahatonga antsika lavo
 Ho Zanaka arý,
 Manangana olom-bery
 Handova lanitra,
 Ka dera, laza, hery
 Ho an'Andriamanitra !</lyrics>
</song>